Seho miavaka : Mpanakanto malazan’ny « Tanà in love » i Noely Kely
Tafita ny hafatra. Natolotry ny mpikarakara ho tsiaro an’ireo mpanakanto efa nodimandry sy ho fanasohasoana an’ireo mbola velona ny hetsika « Tanà in love », notanterahina omaly tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Mpanakanto malazan’ny «Tanà in love » …Tohiny