Fanatsarana ny masomboly : Orinasa efatra hampiasaina any Alaotra
Mitohy hatrany ny fanamby apetraky ny fitondrana amin’ny alalan’ny ministeram-panjakana miadidy ny Fambolena sy ny Fiompiana, izay tarihin’ny minisitra Rakotovao Rivo, ho amin’ny fahavitan-tena ara-bary afaka 3 taona na dia eo àry ny olana eo …Tohiny