11/12/2017

AIZA NO ALEHA : Karibotel – Analakely

30/06/2017 triatra 0

Mpanakanto roa samy manana ny tontolo misy azy nefa atambatry ny zava-kanto. Hiara hiaka- tsehatra etsy amin’ny Karibotel Analakely i Mbola Talenta sy Poon anio amin’ny 8 ora sy sasany alina. Raha any amin’ny tontolon’ny …Tohiny

Fihoaram-pefy : Mpitsara iray noroahina tamin’ny asany

30/06/2017 triatra 0

Navoakan’ny minisitry ny Fitsarana Charles Andriamiseza am-pahibemaso, omaly, nandritra ny famaliana ny fanontaniana nivantana avy tamin’ireo loholon’i Madagasikara, tetsy amin’ny lapan’ny Antenimieran-doholona Anosy, ny fisian’ny mpitsara iray nihoa-pefy ka voatery noroahina. Misy rafitra iray ato …Tohiny

1 2 3 64