12/12/2017

AIZA NO ALEHA

31/03/2017 triatra 0

Telozoro – Andrefan’Ambohijanahary Tarika iray nanana ny lazany teo amin’ny tokontaniben’ny rock malagasy. Hanokatra ny faha-30 taonany ny tarika Green ary hanolotra fampisehoana miavaka anio alina etsy amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary. Fotoana hifankahitana indray amin-dry Jacquot …Tohiny

Ny orinasany aloha

31/03/2017 triatra 0

Tsy nisy tsy nitabataba noho ny hamaroan’ny lavadavaka manerana ny araben’Antananarivo Renivohitra ny mpampiasa lalana. Vao miresaka hoe Antananarivo Renivohitra dia ny Cua no tompon’antoka ny fanamboarana an’izany. Ny eny 67 ha moa no tena …Tohiny

1 2 3 70