25/05/2018

Mahajanga : Vita ny lalana ao an-tampon-tanàna

28/02/2017 admintriatra 0

Fotodrafitrasa maro sosona no notokanan’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly tolakandro tao Mahajanga tany amin’ny faritry Boeny nentina nanasoavana sy hanalana fahasahiranana ny vahoaka. Lalana mirefy 3 km sy 700   metatra  no notokanana tao an-tampon-tanàna tany …Tohiny

Sonian’ny PM : Nahazoana Touareg iray

28/02/2017 admintriatra 0

Tao anatin’ny taona  maro, nampiasana  ny  fitombokase hosoka misy ny anaran’ny praiminisitra  no nahazoan’ny lehilahy iray  fiara  “touareg”. Tamin’ity taona 2017 ity vao tra-tehaka ny tenany.  Tazomina ao amin’ny toby Ratsimandrava nanomboka omaly io fiara …Tohiny

1 2 3 4 5 51