11/12/2017

“JEREO NGE ZAHAY E !”

28/12/2016 triatra 0

Nihetsiketsika tokoa ingahy Rajoelina mivady tato anatin’ny andro vitsivitsy te hampiseho hoe tsy rototra amin’ny resaka politika kanefa hita be izao fa tena paikady politika no ao ambadik’izany fihetsiketsehana izany. Inona moa izany ilay sary …Tohiny

Halatra jiro:VERY ROA MILIARA ARIARY NY JIRAMA

28/12/2016 triatra 0

Tsy nanara-dalàna avokoa ireo tokantrano miisa 1804 tamin’ireo 4470 eto an-drenivohitra mampiasa ny jiro sy rano vokarin’ny orinasa Jirama rehefa nanaovana ny fisavana tampoka ny herinandro mialohan’ny fety teo. Tsy fanarahan-dalàna izay miseho amin’ny endrika …Tohiny

1 2 3 60