23/09/2018

“MBOLA LAVITRA !”

29/11/2016 admintriatra 0

Sahirana amin’ny fitadiavana sy ny asa fivelomana ny Malagasy manomboka ny alatsinainy hatramin’ny sabotsy. Ny alahady vao mba afaka miaraka amin’ny fianakaviana sy ny vady aman-janaka, manararaotra maka rivotra mivoaka kely ivelan’ny renivohitra. Amin’io fotoana …Tohiny

Vadin’ny Filoham-pirenena:NANOME OHATRA IREO NAMANY

29/11/2016 admintriatra 0

Variana ny vadin’ny Filoham-pirenena tamin’ireo firenen-kafa nivahiny teto amintsika nandritra iny Frankôfônia iny, raha nahita ny asa sosialy nataon’ny vadin’ny Filoham-pirenena, Voahangy Rajaonarimampianina, tao anatin’izay fotoana nipetrahan’ny Repoblika fahefatra izay. Nofintinina tao anatin’ny minisitra vitsy …Tohiny

1 2 3 4 5 25