23/09/2018

Ceni:Hiantoka ny fangaraharahan’ny fifidianana

18/11/2016 admintriatra 0

Mampametra-panontaniana hatrany ny fomba atao ahazoana ny fahatokisan’ny rehetra eo amin’ny fitantanana ny zotram-pifidianana. Satria raha tsy azo ny fahatokisana, dia zava-poana ihany ny ezaka fanatsarana rehetra. Hatramin’izay tokoa mantsy dia voakiana hatrany ny vaomiera …Tohiny

18/11/2016 admintriatra 0

Niditra am-ponja sy nahazo sazy mihantona tamin’ny tsy misy dikany, izay no azo ilazana ireo olona tafiditra tamin’iny raharaha Soamahamanina iny. Nitabataba sy nandany fotoana nivoy ireny hetsika maro isan-karazany ireny fotsiny ireo hainoamanjery sasany …Tohiny

1 23 24 25