17/10/2017

« RAMILY TEODORIN ! »

01/09/2016 hasina 6

Notorian’ny fikambanana Sherpa teo anatrehan’ny Fitsarana frantsay ny zanaky ny filoha gineana, Teodorin Obiang, noho ireo harembe azony tamin’ny alalan’ny kolikoly sy ny fanodinkodinam-bolam-panjakana izay nividianany trano be maro mitentina an-tapitrisany euros any Frantsa. Harena …Tohiny