25/05/2018

RAHARAHAM-PIRENENA

Raharaham-pirenena

Mpanongam-panjakana : Hiakatra Carlton

24/05/2018 0

Raharaha tokoa rehefa io fitiavan-tseza sy fahefana io no mibaiko ny tena tahaka ny mahazo ireto mpanongam-panjakana tarihin’i Andry Rajoelina ireto. Hiakatra etsy amin’ny Carlton hono mantsy ity lehiben’ny « potsista » ity anio, manimanina …Tohiny

SOSIALY

Songadina

  • Tsiazotafo : Olona efatra maty nianjeran’ny rindrina

    24/05/2018 0
    Lehilahy miisa efatra no indray maty tsy tra-drano vokatry ny fianjeran’ny rindrina trano iray narodana teny Tsiazotafo, omaly antoandro tokony ho tamin’ny 11 ora. Naman’izy ireo iray hafa kosa no naratra mafy, izay mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly Hjra amin’izao fotoana izao. Araka ny angom-baovao natao teny ...Tohiny
  • Senatera Olivier Rakotovazaha : Mangataka fialan-tsiny ampahibemaso

    24/05/2018 0
    Araka ny efa fantatra, dia notorian’ny senatera Olivier Rakotovazaha teny amin’ny Fitsarana, andro vitsy lasa izay ny sekreteran’ny antoko TGV eto Antananarivo, Hery Rasoamarimaka na Hery-Be, noho ny fandrahonana sy herisetra nataon’ity farany azy teny amin’ny toeram-piasany teny Ampefiloha. Noho izany indrindra, dia mangataka onitra amin’izany zava-nanjo azy ...Tohiny
  • Hetsika eny amin’ny 13 mai : Nofaranana omaly ny tolona

    24/05/2018 0
    Omaly alarobia no andro nolazain’ireo depiote miisa 73 mpitarika etsy amin’ny kianjan’ny 13 Mai tamin’ireo mpomba azy fa namaranan’izy ireo ny tolona. Hita sy heno ihany koa io fanapahan-kevitra lehibe io tamin’ny alalan’ny haino aman-jery teto an-drenivohitra. Nanao izay ho afany araka izany, na ireo mpitarika izay nampihorohoro ...Tohiny

Tresaka

  • « Nidi-kizo tanteraka »

    24/05/2018 0
    Nahafaty olona efatra ny fianjeran’ny rindrina tetsy Tsiazotafo, omaly. May kila tsy nisy noraisina ny tsena miisa 18 tetsy Behoririka, andro vitsy lasa. Samy loza amin’atambo nitranga teo anivon’ny kaomina Antananarivo Renivohitra avokoa ireo, kanefa tsy nandrenesam-peo momba izany izy ireo. Tsy nahenoam-peo ny tompon’andraikitry ny CUA nandritra ireo loza ...Tohiny

Raharaha

mai 2018
L M M J V S D
« Avr    
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031